Psalms 143:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanenjika ny fanahiko ny fahavalo; namely ny aiko ho lavo tamin’ny tany izy; nampitoeriny tao amin’ny maizina aho, toy izay efa maty ela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitady ny aiko ny fahavalo, manitsaka ny aiko amin’ny tany izy; asesiny ao amin’ny fitoerana maizina aho, mova tsy olona efa maty ela!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nenjehim-pahavalo tokoa aho; nohoseny an-tany ny aiko. Nampitoeriny tamin’ny haizina aho mova tsy ny maty fahagola.
Malagasy Bible 1865
Fa nanenjika ny fanahiko ny fahavalo; Namely ny aiko ho lavo tamin'ny tany izy: Nampitoeriny tao amin'ny maizina aho, toy izay efa maty ela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanenjika ny fanahiko ny fahavalo; namely ny aiko ho lavo tamin’ny tany izy; nampitoeriny tao amin’ny maizina aho, toy izay efa maty ela.
malagasy
Fa nanenjika ny fanahiko ny fahavalo; Namely ny aiko ho lavo tamin'ny tany izy: Nampitoeriny tao amin'ny maizina aho, toy izay efa maty ela.