Psalms 143:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatsiaro ny andro fahiny aho ary misaina ny asanao rehetra; ny asan’ny tananao no eritreretiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Heveriko ny andro taloha, sainiko ny asanao rehetra, eretiko ny asan-tananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsaroako izany andro fahiny; sainiko avokoa ny nataonao, eritreretiko ny asa vitanao.
Malagasy Bible 1865
Mahatsiaro ny andro fahiny ho Ary misaina ny asanao rehetra; Ny asan'ny tananao no eritreretiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatsiaro ny andro fahiny aho ary misaina ny asanao rehetra; ny asan’ny tananao no eritreretiko.
malagasy
Mahatsiaro ny andro fahiny ho Ary misaina ny asanao rehetra; Ny asan'ny tananao no eritreretiko.