Psalms 143:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manandra-tanana Aminao aho; ny fanahiko dia tahaka ny tany mangentana eo anatrehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mananty tanan-droa aminao aho, ka maniry Anao, toy ny tany mangentana, ny fanahiko. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivavaka manandra-tanana aminao aho; ny fanahiko eo anatrehanao dia tahaka ny tany mangentana. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Mananty tanana aminao aho; Ny fanahiko dia tahaka ny tany mangetana eo anatrehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manandra-tanana Aminao aho; ny fanahiko dia tahaka ny tany mangentana eo anatrehanao.
malagasy
Mananty tanana aminao aho; Ny fanahiko dia tahaka ny tany mangetana eo anatrehanao.