Psalms 143:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Faingàna hamaly ahy, TOMPO ô, fa reraka ny fanahiko. Aza manafina ny tavanao amiko, fandrao ho tahaka izay midina any am-pasana aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hafaingano ny valim-bavako, ry Iaveh, fa reraka eo ihany ny fanahiko; aza manafina ny Tavanao amiko, fa manahaka ny efa midina any am-pasana aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Valio faingana aho, TOMPO ô, fa efa ambivitra ny aiko. Aza manafin-tava amiko Ianao, ndrao ho tahaka izay midina any am-pasana aho.
Malagasy Bible 1865
Faingàna hamaly ahy, Jehovah ô, fa reraka ny fanahiko; Aza manafina ny tavanao amiko, Fandrao ho tahaka izay midina any am-pasana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Faingàna hamaly ahy, TOMPO ô, fa reraka ny fanahiko. Aza manafina ny tavanao amiko, fandrao ho tahaka izay midina any am-pasana aho.
malagasy
Faingàna hamaly ahy, Jehovah ô, fa reraka ny fanahiko; Aza manafina ny tavanao amiko, Fandrao ho tahaka izay midina any am-pasana aho.