Psalms 143:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampandreneso ny famindramponao aho nony maraina fa Ianao no itokiako. Ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako fa Aminao no anandratako ny fanahiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ampandreneso faingana ny hatsaram-ponao aho, fa Ianao no itokiako; atoroy ny lalana tokony halehako aho, fa any aminao no hanondrotako ny fanahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovy tsapako isa-maraina ny fitiavanao, satria Ianao no itokiako; ampahafantaro ahy ny lalan-kizorako, satria Ianao no ifantohako.
Malagasy Bible 1865
Ampandreneso ny famindram-ponao aho nony maraina, Fa Hianao no itokiako; Ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako, Fa aminao no ananganako ny fanahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampandreneso ny famindramponao aho nony maraina fa Ianao no itokiako. Ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako fa Aminao no anandratako ny fanahiko.
malagasy
Ampandreneso ny famindram-ponao aho nony maraina, Fa Hianao no itokiako; Ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako, Fa aminao no ananganako ny fanahiko.