Psalms 144:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie NY TOMPO Vatolampiko izay mampianatra ny tanako hamely sy ny rantsan-tanako hiady,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Davida. Hisaorana anie i Iaveh Vatolampiko, izay nampianatra ny tanako hiady, ary ny rantsan-tanako hiantafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’i Davida. Hisaorana anie ny TOMPO vatolampiko, Ilay manazatra ahy hamely fahavalo sy manomana ahy hiady amin’ireo!
Malagasy Bible 1865
Nataon'i Davida. Isaorana anie Jehovah Vatolampiko, Izay mampianatra ny tanako hamely Sy ny rantsan-tanako hiady,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie NY TOMPO Vatolampiko izay mampianatra ny tanako hamely sy ny rantsan-tanako hiady,
malagasy
[Fiderana an'Andriamanitra noho ny nanambinany ny mpanjaka, ary filazana ny mahatsinontsinona ny olombelona sy ny soa hitan'ny mpanompon'Andriamanitra] Nataon'i Davida. Isaorana anie Jehovah Vatolampiko, Izay mampianatra ny tanako hamely Sy ny rantsan-tanako hiady,