Psalms 144:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay manome famonjena ho an’ireo mpanjaka sady mamonjy an’i Davida mpanompony tsy ho voan’ny sabatra mandratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao izay nanome fandresena ny mpanjaka, sy namonjy an’i Davida mpanomponao amin’ny sabatra mahafaty,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ianao no manome fandresena ny mpanjaka sy manafaka an’i Davida mpanomponao.»
Malagasy Bible 1865
Izay manome famonjena ho an'ireo mpanjaka, Sady mamonjy an'i Davida mpanompony tsy ho voan'ny sabatra mandratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay manome famonjena ho an’ireo mpanjaka sady mamonjy an’i Davida mpanompony tsy ho voan’ny sabatra mandratra.
malagasy
Izay manome famonjena ho an'ireo mpanjaka, Sady mamonjy an'i Davida mpanompony tsy ho voan'ny sabatra mandratra.