Psalms 144:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afaho aho ka vonjeo amin’ny tanan’ny hafa firenena izay miteny zava-poana amin’ny vavany ary ny tanany havanana dia tanana havanana mamitaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia afaho sy vonjeo aho amin’ny tanan’ireo tarana-pirenen-kafa, izay mamoaka lainga ny vavany, ary tanana ankavanana mivadika no tanany ankavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vonjeo tsy ho voan’ny sabatry ny olon-dratsy aho, afaho amin’ny famelezan’ny hafa firenena, izay miteny fitaka ny vavany ary fianianana tsy marina no anandratany tanana ankavanana
Malagasy Bible 1865
Afaho aho, ka vonjeo amin'ny tanan'ny hafa firenena, Izay miteny zava-poana amin'ny vavany, Ary ny tànany ankavanana dia tanana ankavanana mamitaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Afaho aho ka vonjeo amin’ny tanan’ny hafa firenena izay miteny zava-poana amin’ny vavany ary ny tanany havanana dia tanana havanana mamitaka.
malagasy
Afaho aho, ka vonjeo amin'ny tanan'ny hafa firenena, Izay miteny zava-poana amin'ny vavany, Ary ny tànany ankavanana dia tanana ankavanana mamitaka;