Psalms 144:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho feno ny trano fitahirizanay ka hisy vokatra betsaka samihafa karazana; hiteraka arivoarivo sy alinalina ny ondrinay any an-tsahanay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho feno mandrakariva anie ny sompitray, ka ho hipoka vokatra isan-karazany. Ny ondrinay eny an-tanim-bilonay anie hitombo arivoarivo sy alinalina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sompitray anie ho feno hika, ho hipoka vokatra isan-karazany! Ny biby fiompy any an-tsahanay anie hitombo arivoarivo sy alinalina!
Malagasy Bible 1865
Ho feno ny trano fitehirizanay, ka hisy vokatra betsaka samy hafa karazana; Hiteraka arivoarivo sy alinalina ny ondrinay any an-tsahanay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho feno ny trano fitahirizanay ka hisy vokatra betsaka samihafa karazana; hiteraka arivoarivo sy alinalina ny ondrinay any an-tsahanay;
malagasy
Ho feno ny trano fitehirizanay, ka hisy vokatra betsaka samy hafa karazana; Hiteraka arivoarivo sy alinalina ny ondrinay any an-tsahanay;