Psalms 144:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hahazaka be ny ombinay ary tsy hisy ho rava, na ho lasan-ko babo, sady tsy hisy fitarainana any an-kianjanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny ombinay hahavanona anaka. Aza misy ao anatin’ny mandanay ny fahabangana na fikoizana, aza misy re eny amin’ny kianjanay anie ny antso vonjy taitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpiandany aminay no hizaka ny mafy, ka ny mandanay anie tsy hisy banga! Samy tsy hisy koa na ny faharesena na ny fibabababàna eny an-kianja!
Malagasy Bible 1865
Hahazaka be ny ombinay, Ary tsy hisy ho rava, na ho lasan-ko babo, Sady tsy hisy fitarainana any an-dalambenay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hahazaka be ny ombinay ary tsy hisy ho rava, na ho lasan-ko babo, sady tsy hisy fitarainana any an-kianjanay.
malagasy
Hahazaka be ny ombinay, Ary tsy hisy ho rava, na ho lasan-ko babo, Sady tsy hisy fitarainana any an-dalambenay.Sambatra ny firenena izay tahaka izany; Eny, sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny.