Psalms 144:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny firenena izay tahaka izany; eny, sambatra ny firenena izay manana NY TOMPO ho Andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny firenena, miarana amin’izany zava-tsoa izany. Sambatra ny firenena manana an’i Iaveh ho Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ny firenena izay hahazo fanambinana toy izany! Sambatra ny firenena izay manana ny TOMPO ho Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Sambatra ny firenena izay tahaka izany; Eny, sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny firenena izay tahaka izany; eny, sambatra ny firenena izay manana NY TOMPO ho Andriamaniny.
malagasy
Sambatra ny firenena izay tahaka izany; Eny, sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny.