Psalms 144:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay Mpiantra sy manda fiarovana ho ahy sady fiarovana avo sy Mpanafaka ahy ary ampingako ka ao Aminy no ialofako, izay mahafolaka ny vahoakako hanoa ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpanao soa ahy aman-trano mimandako, fialofako avo ama-mpanafaka ahy, ampingako ama-mpialofako, izay mandamina ny vahoakako hanoa ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no fialofako sy fonena-mimandako fiarovana avo sy mpanafaka ahy. Izy no ampingako sy fiereko, mampietry firenena maro hanoa ahy.
Malagasy Bible 1865
Izay Mpiantra sy batery fiarovana ho ahy sady fiarovana avo sy Mpanafaka ahy, Ary ampingako sy fialofako, Izay mahafolaka ny vahoakako hanoa ahy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay Mpiantra sy manda fiarovana ho ahy sady fiarovana avo sy Mpanafaka ahy ary ampingako ka ao Aminy no ialofako, izay mahafolaka ny vahoakako hanoa ahy.
malagasy
Izay Mpiantra sy batery fiarovana ho ahy sady fiarovana avo sy Mpanafaka ahy, Ary ampingako sy fialofako, Izay mahafolaka ny vahoakako hanoa ahy