Psalms 144:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, inona moa ny olona no iahianao azy? Ary ny zanak’olombelona no iheveranao azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, inona moa ny olombelona no mba heverinao, ny zanak’olombelona, no mba ahìnao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mba inona moa ny olombelona no ahînao sy izay zanak’olombelona no karakarainao?
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, inona ny olona, no iahianao azy? Ary ny zanak'olombelona, no iheveranao azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, inona moa ny olona no iahianao azy? Ary ny zanak’olombelona no iheveranao azy?
malagasy
Jehovah ô, inona ny olona, no iahianao azy? Ary ny zanak'olombelona, no iheveranao azy? [Heb. ahafantaranao]