Psalms 144:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona dia tahaka ny zava-poana. Ny androny dia tahaka ny aloka mihelina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny tso-drivotra ihany ny olombelona; tahaka ny aloka mandalo foana ny androny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny olombelona toa tsio-drivotra ihany; ny androm-piainany toa aloka mihelina.
Malagasy Bible 1865
Ny olona dia tahaka ny zava-poana, Ny androny dia tahaka ny aloka mihelina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona dia tahaka ny zava-poana. Ny androny dia tahaka ny aloka mihelina.
malagasy
Ny olona dia tahaka ny zava-poana, Ny androny dia tahaka ny aloka mihelina.