Psalms 144:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, aondreho ny lanitrao ka midìna; tendreo ny tendrombohitra dia hidona-tsetroka ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, aondreho ny lanitrao, ka midìna; tendreo ny tendrombohitra dia aoka hirehitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mba aletseo ny lanitra ka midîna; tendreo ny tendrombohitra hanetona.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, aondreho ny lanitrao, ka midina; Tendreo ny tendrombohitra, dia hidonaka ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, aondreho ny lanitrao ka midìna; tendreo ny tendrombohitra dia hidona-tsetroka ireny.
malagasy
Jehovah ô, aondreho ny lanitrao, ka midina; Tendreo ny tendrombohitra, dia hidonaka ireny.