Psalms 144:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampitselatselaro ny tselatra ka ampielezo ireo; alefaso ny zana-tsipìkanao ka ampifanaritaho ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka Ianao hampanjopiaka ny tselatra ka hampiparitaka ny fahavalo; alefaso ny zana-tsipìkanao, ka ampifanaritaho ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovy mitselatselatra ny helatra hipariaka; alefao ny zana-tsipîkanao hifanaretsaka.
Malagasy Bible 1865
Ampitselatselaro ny helatra, ka ampielezo ireo; Alefao ny zana-tsipìkanao, ka ampifanaritaho ireo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampitselatselaro ny tselatra ka ampielezo ireo; alefaso ny zana-tsipìkanao ka ampifanaritaho ireo.
malagasy
Ampitselatselaro ny helatra, ka ampielezo ireo; Alefao ny zana-tsipìkanao, ka ampifanaritaho ireo;