Psalms 144:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Atsory avy any ambony ny tananao; afaho aho ka vonjeo amin’ny ranobe, dia amin’ny tanan’ny hafa firenena
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahinjiro avy any ambony ny tananao ka afaho sy vonjeo aho amin’ny rano be, amin’ny tanan’ireo tarana-pirenen-kafa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tananao atsory avy any ambony mba hisarika ahy ho afaka amin’ny ranobe, dia amin’ny famelezan’ny hafa firenena,
Malagasy Bible 1865
Ahinjiro avy any ambony ny tananao; Afaho aho, ka vonjeo amin'ny rano be, Dia amin'ny tanan'ny hafa firenena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Atsory avy any ambony ny tananao; afaho aho ka vonjeo amin’ny ranobe, dia amin’ny tanan’ny hafa firenena
malagasy
Ahinjiro avy any ambony ny tananao; Afaho aho, ka vonjeo amin'ny rano be, Dia amin'ny tanan'ny hafa firenena,