Psalms 144:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay miteny zava-poana amin’ny vavany ary ny tanany havanana dia tanana havanana mamitaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay mamoaka lainga ny vavany, ary tanana ankavanana mivadika no tanany ankavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay miteny fitaka ny vavany ary fianianana tsy marina no anandratany tanana ankavanana.
Malagasy Bible 1865
Izay miteny zava-poana amin'ny vavany, Ary ny tànany ankavanana dia tanana ankavanana mamitaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay miteny zava-poana amin’ny vavany ary ny tanany havanana dia tanana havanana mamitaka.
malagasy
Izay miteny zava-poana amin'ny vavany, Ary ny tànany ankavanana dia tanana ankavanana mamitaka.