Psalms 145:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanandratra Anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, ary hankalaza ny anaranao mandrakizay doria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sitrako ny mankalaza Anao, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, sy ny misaotra ny Anaranao mandrakizay doria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fiderana nataon’i Davida. Andriamanitro ô, Ianao no mpanjakako ka dia hanandratra Anao aho sy hankalaza ny anaranao mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Fideran'i Davida. Hanandratra Anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, Sy hankalaza ny anaranao mandrakizay doria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanandratra Anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, ary hankalaza ny anaranao mandrakizay doria.
malagasy
[Salamo abidy. Fiderana an'Andriamanitra, Mpanjaka be indrafo] Fideran'i Davida. Hanandratra Anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, Sy hankalaza ny anaranao mandrakizay doria.