Psalms 145:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, midera Anao ny asanao rehetra ary misaotra Anao ny olonao masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Midera Anao avokoa ny asanao rehetra, ry Iaveh, ary misaotra Anao ny mpino Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, midera Anao ny asanao rehetra; misaotra Anao ny mpivavaka aminao.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, midera Anao ny asanao rehetra; Ary ny olonao masina misaotra Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, midera Anao ny asanao rehetra ary misaotra Anao ny olonao masina.
malagasy
Jehovah ô, midera Anao ny asanao rehetra; Ary ny olonao masina misaotra Anao.