Psalms 145:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Milaza ny voninahitry ny fanjakanao izy sady miresaka ny herinao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Milaza ny voninahitry ny fanjakanao izy, ary mitory ny fahefanao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Resahiny ny fanjakanao be voninahitra ary teneniny ny asanao mahery
Malagasy Bible 1865
Milaza ny voninahitry ny fanjakanao izy Sady miresaka ny herinao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Milaza ny voninahitry ny fanjakanao izy sady miresaka ny herinao
malagasy
Milaza ny voninahitry ny fanjakanao izy Sady miresaka ny herinao,