Psalms 145:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hampahafantarana ny zanak’olombelona ny herinao sy ny haben’ny voninahitry ny fanjakanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hampahalalàny ny zanaky ny olona ny asany mahagaga, sy ny famirapiratry ny fanjakany be voninahitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba ho fantatry ny olona ny asanao mahery sy ny fanjakanao be voninahitra sy malaza.
Malagasy Bible 1865
Mba hampahafantarina ny zanak'olombelona ny herinao Sy ny haben'ny voninahitry ny fanjakanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hampahafantarana ny zanak’olombelona ny herinao sy ny haben’ny voninahitry ny fanjakanao.
malagasy
Mba hampahafantarina ny zanak'olombelona ny herinao Sy ny haben'ny voninahitry ny fanjakanao. [Heb. heriny][Heb. fanjakany]