Psalms 145:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fanjakana mandrakizay ny fanjakanao ary hihatra amin’ny taranaka fara aman-dimby ny fahefanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanjakana mandrakizay ny fanjakanao, ary maharitra amin’ny taona rehetra ny fanapahanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanjakana maharitra mandrakizay ny fanjakanao; amin’ny taona mifandimby ny fanapahanao. Mahatoky amin’ny fampanantenàny rehetra ny TOMPO ary be fitiavana amin’ny asany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fanjakana mandrakizay ny fanjakanao, Ary hitatra amin'ny taranaka fara mandimby ny fanapahanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fanjakana mandrakizay ny fanjakanao ary hihatra amin’ny taranaka fara aman-dimby ny fahefanao.
malagasy
Fanjakana mandrakizay ny fanjakanao, Ary hitatra amin'ny taranaka fara mandimby ny fanapahanao.