Psalms 145:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO manohana izay rehetra lavo ary mampitraka izay rehetra mitanondrika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manohana an’izay rehetra lavo i Iaveh, ary mampitraka an’izay rehetra mitanondrika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no manohana izay rehetra ho lavo sy mampitraka izay rehetra mitanondrika.
Malagasy Bible 1865
Jehovah manohana izay rehetra efa ho lavo Sy mampitraka izay rehetra mitanondrika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO manohana izay rehetra lavo ary mampitraka izay rehetra mitanondrika.
malagasy
Jehovah manohana izay rehetra efa ho lavo Sy mampitraka izay rehetra mitanondrika.