Psalms 145:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mason’izao rehetra izao miandrandra Anao ary manome azy ny haniny amin’ny fotoanany Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitodika miandry Anao ny mason’ny zavatra rehetra, ary omenao izay haniny amin’ny fotoany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifantoka aminao ny mason’izao rehetra izao fa Ianao manome azy ny sakafony ara-potoana.
Malagasy Bible 1865
Ny mason'izao rehetra izao miandrandra Anao, Ary Hianao manome azy ny haniny amin'ny fotoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mason’izao rehetra izao miandrandra Anao ary manome azy ny haniny amin’ny fotoanany Ianao.
malagasy
Ny mason'izao rehetra izao miandrandra Anao, Ary Hianao manome azy ny haniny amin'ny fotoany.