Psalms 145:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manokatra ny tananao Ianao ka mahavoky soa ny zavamananaina rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sokafanao ny tananao, dia vokisanao soa avy aminao ny miaina rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manokatra ny tananao Ianao ka mamoky zava-tsoa ny miaina rehetra.
Malagasy Bible 1865
Manokatra ny tananao Hianao Ka mahavoky soa ny zava-miaina rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manokatra ny tananao Ianao ka mahavoky soa ny zavamananaina rehetra.
malagasy
Manokatra ny tananao Hianao Ka mahavoky soa ny zava-miaina rehetra.