Psalms 145:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Marina NY TOMPO amin’ny lalany rehetra, sady mamindra fo amin’ny asany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Marina amin’ny lalany rehetra i Iaveh, ary mamindra fo amin’ny asany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Marina amin’ny lalany rehetra ny TOMPO ary be fitiavana amin’ny asany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Marina Jehovah amin'ny lalany rehetra, Sady mamindra fo amin'ny asany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Marina NY TOMPO amin’ny lalany rehetra, sady mamindra fo amin’ny asany rehetra.
malagasy
Marina Jehovah amin'ny lalany rehetra, Sady mamindra fo amin'ny asany rehetra.