Psalms 145:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO dia eo akaikin’izay rehetra miantso Azy, dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo akaikin’izay rehetra miantso Azy I Iaveh, dia izay rehetra miantso Azy amin’ny fony tokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO eo akaikin’izay rehetra miantso Azy, dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.
Malagasy Bible 1865
Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy, Dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO dia eo akaikin’izay rehetra miantso Azy, dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.
malagasy
Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy, Dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.