Psalms 145:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanefa ny fanirian’izay matahotra Azy Izy ary hihaino ny fitarainany ka hamonjy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manatanteraka ny fanirian’izay matahotra Azy Izy, mihaino ny fitarainany sy mamonjy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manao izay irîn’ny manaja Azy ny Tompo, ary mihaino ny tarainany ka mamonjy azy.
Malagasy Bible 1865
Hanefa ny irin'izay matahotra Azy Izy Ary hihaino ny fitarainany ka hamonjy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanefa ny fanirian’izay matahotra Azy Izy ary hihaino ny fitarainany ka hamonjy azy.
malagasy
Hanefa ny irin'izay matahotra Azy Izy Ary hihaino ny fitarainany ka hamonjy azy.