Psalms 145:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hankalaza Anao isanandro aho ary hidera ny anaranao mandrakizay doria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sitrako ny misaotra Anao isan’andro, sy ny mankalaza ny Anaranao mandrakizay doria!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hankalaza Anao isan’andro aho sy hidera ny anaranao mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Hankalaza Anao isan'andro aho sy hidera ny anaranao mandrakizay doria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hankalaza Anao isanandro aho ary hidera ny anaranao mandrakizay doria.
malagasy
Hankalaza Anao isan'andro aho sy hidera ny anaranao mandrakizay doria.