Psalms 145:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miaro izay rehetra tia Azy NY TOMPO, fa ny ratsy fanahy rehetra kosa dia haringany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miambina izay rehetra tia Azy i Iaveh, ary mandringana ny ratsy fanahy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO miambina izay rehetra tia Azy; ny olon-dratsy kosa aringany avokoa.
Malagasy Bible 1865
Miaro izay rehetra tia Azy Jehovah; Fa ny ratsy fanahy rehetra kosa haringany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miaro izay rehetra tia Azy NY TOMPO, fa ny ratsy fanahy rehetra kosa dia haringany.
malagasy
Miaro izay rehetra tia Azy Jehovah; Fa ny ratsy fanahy rehetra kosa haringany.Ny fiderana an'i Jehovah no hotenenin'ny vavako; Ary aoka ny nofo rehetra hankalaza ny anarany masina mandrakizay doria.