Psalms 145:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fiderana NY TOMPO no hotenenin’ny vavako; ary aoka hankalaza ny anarany masina mandrakizay doria ny nofo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny vavako hitory fiderana an’i Iaveh, ary ny nofo rehetra hisaotra ny Anarany masina mandrakizay doria!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny vavako hiteny fiderana ny TOMPO; ny voaary rehetra anie hankalaza ny anarany masina mandrakizay mandrakizay!
Malagasy Bible 1865
Ny fiderana an'i Jehovah no hotenenin'ny vavako; Ary aoka ny nofo rehetra hankalaza ny anarany masina mandrakizay doria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fiderana NY TOMPO no hotenenin’ny vavako; ary aoka hankalaza ny anarany masina mandrakizay doria ny nofo rehetra.
malagasy
Ny fiderana an'i Jehovah no hotenenin'ny vavako; Ary aoka ny nofo rehetra hankalaza ny anarany masina mandrakizay doria.