Psalms 145:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lehibe NY TOMPO ka mendrika hoderaina indrindra; tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lehibe i Iaveh ka mendrika ny fiderana rehetra, ary tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehibe ny TOMPO ary mendri-piderana fatratra; tsy takatry ny saina ny halehibiazany.
Malagasy Bible 1865
Lehibe Jehovah ka tokony hoderaina indrindra; Ary tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lehibe NY TOMPO ka mendrika hoderaina indrindra; tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany.
malagasy
Lehibe Jehovah ka tokony hoderaina indrindra; Ary tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany.