Psalms 145:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranaka rehetra dia samy hidera ny asanao amin’izay mandimby azy sy hanambara ny asanao lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taona rehetra samy hilaza amin’izay mandimby azy ny fiderana ny asanao; hitory ny fahagagana nataonao ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranaka rehetra samy hilaza amin’izay mandimby azy ny fiderana ny zava-bitanao sy hanambara ny asanao mahery.
Malagasy Bible 1865
Ny taranaka rehetra samy hidera ny asanao amin'izay mandimby azy Sy hanambara ny asanao lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranaka rehetra dia samy hidera ny asanao amin’izay mandimby azy sy hanambara ny asanao lehibe.
malagasy
Ny taranaka rehetra samy hidera ny asanao amin'izay mandimby azy Sy hanambara ny asanao lehibe.