Psalms 145:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lazan’ny voninahitry ny fiandriananao sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hihira ny famirapiratan’ny fiandriananao be voninahitra aho, sy ny asanao mahagaga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fiandriananao malaza sy be voninahitra mbamin’ny asanao mahagaga no hosaintsainiko;
Malagasy Bible 1865
Ny lazan'ny voninahitry ny fiandriananao Sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lazan’ny voninahitry ny fiandriananao sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko.
malagasy
Ny lazan'ny voninahitry ny fiandriananao Sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko.