Psalms 145:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny herin’ny asanao mahatahotra no hotenenin’ny olona ary ny fahalehibiazanao no hotantaraiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Horesahin’ny olona ny herinao mahatahotra; ary hotantaraiko ny fahalehibeazanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hotenenin’ny olona anie ny herinao mahatahotra, fa hotanisaiko kosa ny halehibiazanao!
Malagasy Bible 1865
Ny herin'ny asanao mahatahotra no hotenenin'ny olona; Ary ny fahalehibiazanao no holazaiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny herin’ny asanao mahatahotra no hotenenin’ny olona ary ny fahalehibiazanao no hotantaraiko.
malagasy
Ny herin'ny asanao mahatahotra no hotenenin'ny olona; Ary ny fahalehibiazanao no holazaiko.