Psalms 145:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanonona ny fahatsiarovana ny haben’ny fahatsaranao izy ary hihoby ny fahamarinanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hambaran’ny olona ny fahatsiarovana ny hatsaram-ponao lehibe indrindra, ary hankalazainy ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka izy hiventy fahatsiarovana ireo asa soa lehibe nataonao ary hihoby ny fahamarinanao!
Malagasy Bible 1865
Hanonona ny fahatsiarovana ny haben'ny fahatsaranao izy Sy hihoby ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanonona ny fahatsiarovana ny haben’ny fahatsaranao izy ary hihoby ny fahamarinanao.
malagasy
Hanonona ny fahatsiarovana ny haben'ny fahatsaranao izy Sy hihoby ny fahamarinanao.