Psalms 145:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamindra fo sy miantra NY TOMPO, mahari-po sady be famindrampo Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamindra fo sy miantra i Iaveh, ary mahari-po sy feno hatsaram-po.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantra sy be indrafo ny TOMPO, tsy malaky tezitra ary be fitiavana;
Malagasy Bible 1865
Mamindra fo sy miantra Jehovah; Mahari-po sady be famindram-po Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamindra fo sy miantra NY TOMPO, mahari-po sady be famindrampo Izy.
malagasy
Mamindra fo sy miantra Jehovah; Mahari-po sady be famindram-po Izy.