Psalms 145:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manisy soa ny rehetra NY TOMPO ary ny fiantrany dia eny amin’ny asany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara fo amin’ny olona rehetra i Iaveh, ary mihatra amin’ny zava-boaariny rehetra ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsara amin’ny olon-drehetra ny TOMPO, be indrafo amin’ny asany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Manisy soa izao tontolo izao Jehovah; Ary ny fiantràny dia eny amin'ny asany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manisy soa ny rehetra NY TOMPO ary ny fiantrany dia eny amin’ny asany rehetra.
malagasy
Manisy soa izao tontolo izao Jehovah; Ary ny fiantràny dia eny amin'ny asany rehetra.