Psalms 146:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haleloia. Miderà NY TOMPO, ry fanahiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà an’i Iaveh, ry fanahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haleloià! Aoka hidera ny TOMPO aho!
Malagasy Bible 1865
Haleloia. Miderà an'i Jehovah, ry fanahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haleloia*. Miderà NY TOMPO, ry fanahiko!
malagasy
[Dera ho an'Andriamanitra, Mpamonjy tokana] Haleloia. Miderà an'i Jehovah, ry fanahiko.