Psalms 146:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no manjaka mandrakizay, ho an’ny taranaka fara aman-dimby ny Andriamanitrao ry Ziona. Haleloia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpanjaka mandrakizay i Iaveh, Andriamanitrao amin’ny taona mifandimby Izy, ry Siôna. Aleloia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanjaka mandrakizay ny TOMPO, dia ny Andriamanitrao, ry Tsiôna ô, amin’ny taona mifandimby. Haleloià!
Malagasy Bible 1865
Manjaka mandrakizay Jehovah, Hatramin'ny taranaka fara mandimby Andriamanitrao, ry Ziona. Haleloia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no manjaka mandrakizay, ho an’ny taranaka fara aman-dimby ny Andriamanitrao ry Ziona*. Haleloia.
malagasy
Manjaka mandrakizay Jehovah, Hatramin'ny taranaka fara mandimby Andriamanitrao, ry Ziona. Haleloia.