Psalms 146:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidera NY TOMPO aho raha mbola miaina koa; eny, hankalaza an’Andriamanitro aho raha mbola velona koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sitrako ny midera an’i Iaveh, amin’ny andro rehetra iainako; sitrako ny mihira ho an’Andriamanitra raha mbola velona koa aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hidera ny TOMPO aho raha mbola miaina koa; hankalaza ny Andriamanitro aho raha mbola velona koa.
Malagasy Bible 1865
Hidera an'i Jehovah aho, raha mbola miaina koa; Eny, hankalaza an'Andriamanitra aho, raha mbola velona koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidera NY TOMPO aho raha mbola miaina koa; eny, hankalaza an’Andriamanitro aho raha mbola velona koa.
malagasy
Hidera an'i Jehovah aho, raha mbola miaina koa; Eny, hankalaza an'Andriamanitra aho, raha mbola velona koa.