Psalms 146:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza matoky ny mpanapaka, na ny zanak’olombelona izay tsy mahavonjy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mametraka ny fitokianareo amin’ny mpanapaka, na amin’ny zanak’olombelona izay tsy mahavonjy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mba mitoky amin’ny mpanapaka, dia izay olombelona tsy afa-mamonjy:
Malagasy Bible 1865
Aza matoky ny lehibe, Na ny zanak'olombelona izay tsy mahavonjy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza matoky ny mpanapaka, na ny zanak’olombelona izay tsy mahavonjy.
malagasy
Aza matoky ny lehibe, Na ny zanak'olombelona izay tsy mahavonjy.