Psalms 146:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miala ny fofonainy ka miverina ho amin’ny tany izy ary amin’izay indrindra no hahafoanan’ny fikasany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa miala ny fofon’ainy, dia miverina amin’ny vovony izy, ary amin’izay andro izay ihany, dia levona ny hevitra kasainy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vantany vao miala ny fofonain’ireo, dia miverina amin’ny vovoka niaviany izy; ka amin’izay indrindra no rava ny fikasany.
Malagasy Bible 1865
Miala ny fofonainy, ka miverina ho amin'ny taniny izy; Ary amin'izay indrindra no hahafoanan'ny fikasany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miala ny fofonainy ka miverina ho amin’ny tany izy ary amin’izay indrindra no hahafoanan’ny fikasany.
malagasy
Miala ny fofonainy, ka miverina ho amin'ny taniny izy; Ary amin'izay indrindra no hahafoanan'ny fikasany.