Psalms 146:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay manana an’Andriamanitr’i Jakoba ho Mpamonjy azy sady manantena NY TOMPO Andriamaniny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra izay manana ny Andriamanitr’i Jakôba ho famonjena azy sy mametraka ny fitokiany amin’i Iaveh Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay manana an’Andriamanitra ho Mpitahy, dia ilay Andriamanitr’i Jakôba; sambatra izay mametraka ny fitokiany ao amin’ny TOMPO Andriamaniny:
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay manana an'Andriamanitr'i Jakoba ho Mpanampy azy Sady manantena an'i Jehovah Andriamaniny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay manana an’Andriamanitr’i Jakoba ho Mpamonjy azy sady manantena NY TOMPO Andriamaniny
malagasy
Sambatra izay manana an'Andriamanitr'i Jakoba ho Mpanampy azy Sady manantena an'i Jehovah Andriamaniny,