Psalms 146:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nanao ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina sy izay rehetra ao anatiny; izay mitandrina fahamarinana mandrakizay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh nanao ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao aminy; maharitra amin’ny tsy fivadihany Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia Andriamanitra nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao amin’ireny, mitandro fahamarinana hatrany
Malagasy Bible 1865
Izay nanao ny lanitra sy ny tany, Ny ranomasina sy izay rehetra ao anatiny, Izay mitandrina fahamarinana mandrakizay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nanao ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina sy izay rehetra ao anatiny; izay mitandrina fahamarinana mandrakizay;
malagasy
Izay nanao ny lanitra sy ny tany, Ny ranomasina sy izay rehetra ao anatiny, Izay mitandrina fahamarinana mandrakizay,