Psalms 146:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no mampahiratra ny jamba; NY TOMPO no mampitraka ny mitanondrika; NY TOMPO no tia ny marina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh mampihiratra ny jamba; i Iaveh mampitraka ny mitanondrika; i Iaveh tia ny marina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny TOMPO mampahiratra ny jamba; ny TOMPO mampitraka ny mitanondrika;
Malagasy Bible 1865
Jehovah mampahiratra ny jamba Jehovah mampitraka ny mitanondrika; Jehovah tia ny marina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no mampahiratra ny jamba; NY TOMPO no mampitraka ny mitanondrika; NY TOMPO no tia ny marina;
malagasy
Jehovah mampahiratra ny jamba Jehovah mampitraka ny mitanondrika; Jehovah tia ny marina;