Psalms 147:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haleloia, fa tsara ny mihira ho an’Andriamanitsika; eny, mamy sady mendrika ny fiderana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà an’i Iaveh, fa tsara ny mankalaza ny Andriamanitsika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà ny TOMPO ianareo fa tsara Izy; mankalazà ny Andriamanitsika fa mamy Izy. Mendrika Azy tokoa ny fiderana.
Malagasy Bible 1865
Haleloia; Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitsika; Eny, mamy sady mendrika ny fiderana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haleloia*, fa tsara ny mihira ho an’Andriamanitsika; eny, mamy sady mendrika ny fiderana.
malagasy
[Haleloia ho an'ny Mpanohana izao rehetra izao, Izay nampody ny fahatsaran'i Jerosalema] Haleloia; Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitsika; Eny, mamy sady mendrika ny fiderana.