Psalms 147:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ny herin’ny soavaly no mahafinaritra Azy ary tsy ny ranjon’ny lehilahy no ankasitrahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ny herin’ny soavaly no ankasitrahiny, na ny tongotr’olombelona no mahafinaritra Azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ny herin’ny soavaly na ny hakingàn’ny olona no tena sitraky ny TOMPO sy ankamamîny,
Malagasy Bible 1865
Tsy ny herin'ny soavaly no mahafinaritra Azy, Ary tsy ny tongotry ny olona no sitrany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ny herin’ny soavaly no mahafinaritra Azy ary tsy ny ranjon’ny lehilahy no ankasitrahany.
malagasy
Tsy ny herin'ny soavaly no mahafinaritra Azy, Ary tsy ny tongotry ny olona no sitrany.