Psalms 147:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mankasitraka izay matahotra Azy NY TOMPO, dia izay manantena ny famindrampony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny fankasitrahan’i Iaveh dia ireo matahotra Azy, ireo manantena ny hatsaram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa izay manaja Azy ka matoky ny fitiavany.
Malagasy Bible 1865
Jehovah mankasitraka izay matahotra Azy, Dia izay manantena ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mankasitraka izay matahotra Azy NY TOMPO, dia izay manantena ny famindrampony.
malagasy
Jehovah mankasitraka izay matahotra Azy, Dia izay manantena ny famindram-pony.